|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lavitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany [1.1]
4  Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [1.1]
Explications en anglais  5  (optimp lavira) far, distant [1.2]
6  Far away [1.7]
Explications en français  7  éloigné [1.3, 1.13]
8  Distant [1.3]
9  Lointain [1.8]
Exemples  10  Izay lavitry maso : lavitry ny fo! [2.499#47]
11  lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [1.3]
12  lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [1.3]
13  Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472]
14  Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy [2.508#265]
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
17  Impératif :
Dérivés 
18  Verbes actif :
19  Verbes passif :
20  Verbes relatif :
21  Noms :
22  Adjectifs :
Mots composés 
Patronymes 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot lavitra

Entrée (2/2)29  lavitra
Partie du discours  30  adverbe
Explications en malgache  31  Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [1.1]
Explications en anglais  32  Far [1.7]
Explications en français  33  Loin [1.3, 1.8, 1.13]
Exemples  34  mandeha lavitra (aller loin) [1.3]
35  nijerijery lavitra daholo ny olona [2.472]
Tableaux et planches  36  Tous les adverbes

Anagrammes  37  lavitra, livatra

Mis à jour le 2023/05/24