Teny iditra |
lefaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [Rajemisa 1985]
|
| [Sihanaka]
adaladala [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny frantsay | dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Ohatra | nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va? [Dahle: Angano, takila 222]
|
|
Teny iditra |
lefaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Halefolefo, tsy fihenjanana. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|