Teny iditra leha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy findra, zotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay marche, mouvement [1.3]
 trajectoire. [Voambolana: Fizìka] [1.13]
Sampanteny 
Ohatra Koa leha rony moa dia hiaraha-misotro leha ventiny dia hiaraha-mitsako. [2.285]

Teny iditra leha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] (La racine leha probablement dérivée du sanscrit : lakh ou du batak : langka signifie : passer sans s'arrêter, s'en aller). Clerodendrum emirnense var. diffusum Moldenke (Lamiaceae). Arbuste toxique et de mauvaise réputation, les sorciers l'utilisaient, dit-on, pour des empoisonnements criminels. Son nom est une invitation à ne pas s'arrêter près de lui. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Clerodendrum emirnense var. diffusum

Fivaditsoratra hale, hela, lahe

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/23