Entrée 1/2 lehibe
Mots élémentaires lehy ; be
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe
Mitovy hevitra: beboko ~ bevava ~ bolangina ~ bontolo ~ botrefona ~ dabe ~ debo ~ dobara ~ dobarabe ~ dofa ~ donga ~ fonetana ~ fonitra ~ goaibe ~ goavana ~ goay ~ goma ~ gomabe ~ makadiry ~ mokany ~ ngeza ~ tsy ahombiazana ~ tsy anoharana ~ tsy mifanerana ~ tsy omby fo ~ vaventy ~ vokatra ~ vokavoka ~ vongavonga [1.1]
Explications en anglais Big, large; old [1.7]
Explications en français Grand; âgé [1.8]
Exemples 
1Ao izany lehilahy lehibe mihaja. [2.499]
2Ary iza ity lehilahy lehibe ity? [2.442]
3Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 2/2 lehibe
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe
Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly. [1.1]
Explications en anglais The chief one [1.7]
Explications en français Chef [1.8]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/05