Teny iditra lela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina).
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a tongue; a blade
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] la langue
Sampanteny 
Haiendriteny 
lela
lelako
lelanao
lelany
lelantsika
lelanay
lelanareo
lelan'
lelan-
lelam-
-dela
-delako
-delanao
-delany
-delantsika
-delanay
-delanareo
-delan'
-delan-
-delam-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andraina: I Vola, takila 97] ny lela tsy mahahetsika.
2 [Dahle: Angano, takila 247] raha tany misy loha, misy lela;
3 [Rakotozafy: Ratsimba] Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela;
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31