Teny iditra lelik' asa (lelika, asa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy [ lelikasa ] Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [Rabemolaly: Fary takila 104]
Fanazavàna teny frantsay action de remuer la terre en partie en couvrant une partie non trvaillée avec la terre qu'on remue
¶ Figuré: ajouter occupation sur occupation, en omettant une partie [Abinal 1888 takila 399]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31