Teny iditra lemoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miditra kely ny molotra ambony: Tsy hitanao ve ilay Rangahy lemoka iny e ?
Mitovy hevitra: gema ~ kepaka [1.1]

Fivaditsoratra lomake, maloke, meloka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31