Teny iditra lempona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany
  [SLP 1986] faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a concavity, a hollow
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] terrain bas
  [SLP 1986] doline
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  deboka
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny lempona ity (3): Ambohidempona, Ilempona, Lempona

Teny iditra lempona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] miendrika lovia
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] concave, hollow; low-lying
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] creux, enfoncé
  [SLP 1986] concave
Mpanahaka  kaoka

Teny iditra Lempona (lempona)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.6833333, 47.6666667
Haianarantany lempona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31