Teny iditra | lena | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | wet, moist [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | humide, mouillé [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mifanohi-kevitra | maina | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lena io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |