Teny iditra lerana (letra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana, ampidirana an-keriny: Nolerany totohondry ny takibako
¶ Hanina betsaka mova tsy isesefana: Lero daholo io vary io fa izaho tsy hikasika na eran' ny vavako aza [1.1]
Haiendriteny 
lerana
lerako
leranao
lerany
lerantsika
leranay
leranareo
leran'
leran-
leram-
lera-
nolerana
nolerako
noleranao
nolerany
nolerantsika
noleranay
noleranareo
noleran'
noleran-
noleram-
nolera-
holerana
holerako
holeranao
holerany
holerantsika
holeranay
holeranareo
holeran'
holeran-
holeram-
holera-
lero
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05