Teny iditra | lo | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Simba sy milotaka: Voankazo lo [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | rotten, spoiled [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | pourri, gâté [Hallanger 1974] | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | lo | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] takona [Rakotosaona 1975] | ||
Teny iditra | lo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] trosa [Rakotosaona 1975] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |