Teny iditra loa-bolana (loaka, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy miteny tsy satry noho ny hagagana eo anatrehan-javatra tsy nampoizina, na tsara na ratsy; vaky vava, tsy maharitra ka miteny
¶ vaky vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to feel compelled to speak out; to speak out when no longer able to keep silent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay qui se sent obligé de parler; qui parle, ne pouvant plus se taire [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31