Teny iditra loaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] hole through something
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] trou
Mpitovy hevitra hirika ~ lavaka ~ haroka
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra loaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] troué, percé
Sampanteny 
Mpitovy hevitra gorobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ mangirana ~ mangobaka ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny loaka ity (3): Ambatoloaka, Andrangoloaka, Ankililoaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31