Teny iditra loaka orona (loaka, orona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza irony olona lanin' ny homamiadana irony, ny orony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31