Teny iditra | lohalambo (loha, lambo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalambo | |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 408] cintre, plein-cintre, ogive, voûte, arcade, arceau | |
Mpitovy hevitra | andohalambo | |
Teny iditra | Lohalambo | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: temdrombohitra, saha | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny Lohalambo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/30 |
![]() |