Teny iditra | loharano (loha, rano) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano ¶ Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a spring of water | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] source | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra | [Callet: Tantara, takila 606]
ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny loharano io | ||||
Teny iditra | Loharano | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||||
Zana-dohateny | T7 | ||||
Mpanoratra | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte | ||||
Fanonta printy | 1996. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 191. Analamahitsy. | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Teny iditra | Loharano | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||||
Zana-dohateny | T8 | ||||
Mpanoratra | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean | ||||
Fanonta printy | 1987. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 192. Fianarantsoa. | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Teny iditra | Loharano | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||||
Zana-dohateny | T9 | ||||
Mpanoratra | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile | ||||
Fanonta printy | 1988. Ambozontany. Ambainy: 15cm. Haavony: 22cm. Takila: 152. Fianarantsoa. | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Teny iditra | Loharano | ||||
Sokajin-teny | anarana (gazety) | ||||
Mpanoratra | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 | ||||
Voambolana | Mpanonta printy, gazety | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Teny iditra | Loharano (loha, rano) | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||
Fangi-bolantany | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333 -22.6166667, 47.8666667 -21.95, 48.1 | ||||
Haianarantany | loha, rano | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/14 |
![]() |