Teny iditra lohariana (loha, riana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tampony ambony indrindra amin' ny riana
¶ Ny fotoana ialan' ny aina: Efa an-dohariana izy no tonga ny zanany [Rajemisa 1985]

Teny iditra lohariana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] (de loha : au sommet et riana : chute d'eau, cascade). Homalium albiflorum Boivin ex Tul.) O. Hoffm. (Salicaceae). Bel arbre qui pousse le plus souvent à proximité des chutes d'eau, d'où son nom. Son bois dur est apprécié. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Homalium albiflorum

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31