Teny iditra lohasaha (loha, saha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] sampandrano
  [Rajemisa 1985] Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a valley
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974, SLP 1986] vallée
Haiendriteny 
lohasaha
lohasahan'
lohasahan-
-dohasaha
-dohasahan'
-dohasahan-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Baiboly: 29.17.5] eny amin' ny lohasahan-dRefaima
2 [Dahle: Angano, takila 40] anankiray niandry ondry tany an-dohasaha
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny lohasaha ity (0)

Teny iditra Lohasaha (loha, saha)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -24.6, 46.9166667
Haianarantany loha, saha

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17