Teny iditra | lohataona (loha, taona) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | springtime [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | printemps [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Fotoana ~ Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | fahavaratra ~ fararano ~ ririnina | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lohataona io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |