|
|
|
|

Entrée1  lokanga
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: instruments
Explications en malgache  4  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [1.1]
Explications en anglais  5  a violin; any stringed instrument played with a bow [1.7]
Explications en français  6  violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [1.8]
Exemples  7  Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437#]
Dérivés 
8  Noms :
Mots composés 
Hypéronyme 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot lokanga
Article  12  Randzavola: lokanga ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)
Illustrations 
13 

Anagrammes  14  kolanga, lokanga

Mis à jour le 2023/08/11