Teny iditra lokilokin' ny hehy (lokiloky, hehy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mihomehy an-kafaliana sy amim-pitiavana ary misesy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31