Teny iditra |
loloha
(loha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay ¶ Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny ¶ Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | the act of carrying on the head; family responsibility [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de porter sur la tête [1.3, 1.8]
|
| les proches parents qu'il faut assister [1.3]
|
| devoir d'assister les proches parents [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohatra | aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo.
[2.48]
|
Ohabolana |
|