Teny iditra | lolompo (lolo, fo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitanana am-po ny ratsy nataon' ny sasany amin' ny tena: Mitana lolompo / Manao an-dolompo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ lolom-po ] malice, spite [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ lolom-po ] rancune [1.3] | |
rancune [1.8] | ||
Voambolana | Ontam-po | |
Tovy hevitra | fo lentika ~ otripo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lolompo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |