Teny iditra | longoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] hantsana na hady misarona bozaka [1.78] | |
Lavaka atao fandrika. [1.1] | ||
[Bezanozano] tevana [1.78] | ||
Mpanahaka | longoa mitoto-bozaka | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny longoa io | |
Fivaditsoratra | angolo, golona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |