|
|
|
|

Entrée (1/2)1  loto
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra
9  Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao
10  Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto! [1.1]
Explications en anglais  11  dirt, filthiness [1.7]
Explications en français  12  saleté, souillure [1.8]
Exemples  13  madio tsisy loto, tsisy fangarony. [2.314]
14  Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako. [2.445]
15  Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto! [1.214]
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (2/2)19  lôtô
Partie du discours  20  nom
Vocabulaire  21  Jeu
Explications en malgache  22  Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy [1.1]

Anagrammes  23  loto, lôtô, loto, lôtô

Mis à jour le 2023/10/19