Teny iditra |
lovana
(lova)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be inherited [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on hérite; dont on hérite [1.8]
|
Haiendriteny |
lovana
lovako
lovanao
lovany
lovantsika
lovanay
lovanareo
lovan'
lovan-
lovam-
lova-
| |
nolovana
nolovako
nolovanao
nolovany
nolovantsika
nolovanay
nolovanareo
nolovan'
nolovan-
nolovam-
nolova-
| |
holovana
holovako
holovanao
holovany
holovantsika
holovanay
holovanareo
holovan'
holovan-
holovam-
holova-
| |
lovao, lovay | |
|
|
Teny iditra |
lovana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1]
|
|