Teny iditra lovia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a dish [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay assiette, plat [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny. [Razafiarivony: Harivolana]
2Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30