Teny iditra ma-bolana ilalana (maka, volana, lalana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] mandray sy mino izao honohono re eny an-dalana rehetra izao
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 416] ajouter foi aux paroles qu'on entend sur le chemin; se laisser tromper par ce qu'on apprend en route

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23