Teny iditra |
madilo
(dilo)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
marikivy [Rakotosaona 1975]
|
| Mahatsiaro mangintsingitsina any amin' ny sofina sy ny nify any noho ny feon-javatra midilotra; mahasosotra amin' ny nify na amin' ny sofina: Madilo fa aza akasika amin' ny vilia ny antsy ¶ Dombo (satria raha vy dombo no akapa amin' ny vy hafa dia madilo) [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | being set on edge [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | agacé [Abinal 1888]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | antsy be tsara ofana, adidy tsy mba madilo [Rahajarizafy: Kabary, takila 52+136]
|
|
Teny iditra |
madilo
(dilo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | hazo lehibe sady be ravina misandrahaka, fahita amin'ny tapany
atsimo sy andrefana, manome ny voa atao hoe voamadilo. [Rajemisa 1985]
|
| kily, ... atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty,
ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [Ravelojaona 1937]
|
Fanazavàna teny anglisy | the tamarind tree [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | tamarinier, tamarin. Tamarindus indica (Latin). Voyez dilo.
[Abinal 1888]
|
| tamarinier (Tamarindus indica) (s [...] voamadilo)
[tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
Fanazavàna teny malagasy | tamarinier. Cet arbre originaire d'Afrique peut atteindre vingt-cinq
mètres de haut. Ses fruits laxatifs servent à la préparation
de confitures et de boissons. Les lémuriens se régalent
de ses gousses (voamadilo).
Arbre sacré, c'est un des lieux de communication avec le surnaturel. [Rajaobelina: Malgache]
|
Fanazavàna teny italianina | tamarindo [Profita 1969]
|
Fanazavàna teny alemà | kily
[Bergenholtz 1991]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Tamarindus indica |
Mpitovy hevitra | ~ ~ ~ ~ |
Sary |
|
|
Teny iditra |
madilo
(dilo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
to repent, to beg pardon [Richardson 1885]
|
Haiendriteny |
|
|