Teny iditra | madina (adina) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahimahina, maodimaody ka mitandrintandrina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | qui a du souci, de la sollicitude, qui se préoccupe au sujet de [1.3] | ||||||
qui se fait du souci, se préoccupe des autres [1.196] | |||||||
Sampanteny |
| ||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||
Mpitovy hevitra | madimadina | ||||||
Teny iditra | madina | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Ihany, fotsiny: Manao akory e? -- Soa madina [1.1] | ||||||
Fivaditsoratra | manady, manday, mandia, manida, madañy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |