Teny iditra | madinika (dinika) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Tanosy] kely | ||||||||
[Rajemisa 1985] (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] petit, menu, mince, fin | ||||||||
Tsipelina hafa | majinika | ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny madinika io | ||||||||
Haianarantany | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |
![]() |