Teny iditra mafafa (fafa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony
Mitovy hevitra: fafam-bolotondro ~ fafanimondry ~ fongana ~ lany ~ lifa ~ madio ~ majifa ~ malifa ~ naiifa ~ tapitra ~ tsy misy miangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy exhausted, empty, gone [1.2]
Fanazavàna teny frantsay raflé, entièrement enlevé [1.3]
Ohatra ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. [2.996]

Fivaditsoratra famafa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31