Entrée | mafana (fana) | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [1.1] | ||||
Explications en anglais | Warm, hot [1.2, 1.7] | ||||
Explications en français | Chaud; qui a chaud [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Dérivés |
| ||||
Mots composés |
| ||||
Toponymes |
| ||||
Analogues | migaingaina ~ midaindaina ~ manevoka | ||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mafana | ||||
Entrée | Mafana (mafana) | ||||
Partie du discours | nom propre (toponyme) | ||||
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | ||||
Coordonnées | -20.2166667, 45.8833333
-15.85, 46.7666667 | ||||
Toponymie | mafana | ||||
Anagrammes | famana, mafana, manafa |
Mis à jour le 2023/05/27 |
![]() |