Teny iditra | mafina (mafy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso ny fefiloha [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra | hamafina ~ hamafisina | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |