Teny iditra | mafona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bibikely amin' ny vatan' ny tapia [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | an edible insecte found on the tapia tree [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | nom d'un insecte qui vit sur la tige du tapia [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | manafo, manofa, famaño, famona, fanamo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |