Teny iditra mafy hatoka (mafy, hatoka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] be marenina sarotra atoro
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] stiff-necked, stubborn
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] opiniâtre, entêté
  [Veyrières 1913] L' obstiné a la tête dure.
Mpitovy hevitra mafy loha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31