Teny iditra mafy loha (mafy, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy maditra, be kiry, be di-doha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay L' obstiné a la tête dure. [Veyrières 1913]
Mpitovy hevitra mafy hatoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31