Teny iditra | mafy vava (mafy, vava) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |