Teny iditra maha~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny maha~]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : ny raiko no mahatoy izao ahy, my father made me what I am
Fanazavàna teny frantsay  [Malzac: Grammaire takila 58] quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka
  [Hallanger 1974] préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui on souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce a mon père que je suis ce que je suis
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny maha~ ity (17)
Adabomahebo
Ambalamahasoa
Mahabe
Mahadera
  Mahagaga
Mahajanga
Mahamasina
Mahamavo
  Mahanoro
Mahasoa
Mahatsara
Mahatsinjo
  Mahatsinjobe
Mahatsinjokely
Mahavelona
Mahavoky
  Mahazoarivo

Teny iditra maha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Bara] (prononciation locale de ma). Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). Nom relevé par A. Seyrig (réf. Seyrig 750).
Voambolana 
Anarana siantifika Dombeya viburnifloropsis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31