Teny iditra | mahafanina (fanina) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho fanina: Mahafanina ny fofon' afon' arina [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to produce giddiness. [Richardson 1885] | ||||||||||||
to make dizzy or faint [Hallanger 1973] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qui donne des vertiges ; qui étourdit [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mahafanina io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |