Teny iditra | mahafaty (faty) | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Afaka hamono: Tsy mahafaty akoho akory, hono, Ramatoa io ¶ Mahatonga ho faty: Tsy hahafaty azy akory io aretina io ~ Poizina mahafaty ¶ Maharesy: Ny mpilalaonay Ampamarinana no nahafaty tamin' ny baolina ¶ Mahazo: Tsy tsara ny tsena androany fa tsy nahafaty roanjato akory aho ¶ Mamely mafy, tsy ahazoana aina, mahatrotraka: Mahafaty izany hatsiaka izany ¶ Mamono, manala, mikosoka, mampanadino: Ny andro sy ny volana nifandimby no nahafaty ny soratra teto ~ Tsy misy hahafaty ny fahatsiarovako an' i Neny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To kill [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
To put out a lamp [Richardson 1885] | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tuer [Abinal 1888 takila 157, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Pouvoir tuer, donner la mort, mortel [Abinal 1888 takila 157] | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gagner au jeu, au commerce, gagner au pari [Abinal 1888 takila 157] | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Éteindre, effacer, enlever la force, abîmer, faire tomber en désuétude [Abinal 1888 takila 157] | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Éreinter, assommer, empester, étouffer [Abinal 1888 takila 157] | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/24 |
![]() |