Teny iditra | mahafoy (foy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to be willing or able to give up [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mahafoy io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |