Teny iditra | mahafoy trosa (foy, trosa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan'ny voaloa [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | remettre une créance [Abinal 1888] | |
Mpitovy hevitra | mamela trosa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |