Teny iditra | mahajanga | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] soga [Rakotosaona 1975] | ||||
Teny iditra | Mahajanga | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Rajemisa 1966] | ||||
nom français: Majunga [3.1] | |||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||
Ohatra |
| ||||
Fangi-bolantany | -15.7166667, 46.3166667 | ||||
Haianarantany | maha, janga | ||||
Sary |
| ||||
Teny iditra | Mahajanga | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Fanazavàna teny malagasy | iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1] | ||||
Voambolana | Pôlitika | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny faritany enina | ||||
Sary |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |