Teny iditra mahaleo (leo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] manan-kery hahatohitra, afakahandresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina
¶ mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao
¶ mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to equal, to match, to parallel, to manage
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur)
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to be able to support; to be able to overcome
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] être capable de vaincre; être capable de supporter
Haiendriteny 
mahaleo
nahaleo
hahaleo
mahaleova
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rahajarizafy: Filozofia, takila 140] Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana!
2 [Baiboly: 23.18.38] Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy;
3 [Rabemolaly: Fary, takila 165] Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany.
Teny nalaina 

Teny iditra Mahaleo (leo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul.
Voambolana 
Asa navoany Mahaleo: Mihodinkodina
Habaka Mahaleo: un film de Paes et Rajaonarivelo (http://www.mahaleo.com/)
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05