Teny iditra | mahantra (antra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | poor, afflicted [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |
wretched, miserable. [Richardson 1885] | ||
Fanazavàna teny frantsay | pauvre, affligé [Hallanger 1974] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mahantra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/22 |
![]() |