Entrée |
mahatsiaro
(tsiaro)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany Mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho Mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra Mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
|
| Mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
|
Explications en français | Se souvenir, se rappeler [1.13]
|
Morphologie |
Présent : |
mahatsiaro |
Passé : |
nahatsiaro |
Futur : |
hahatsiaro |
Impératif : |
mahatsiarova |
|
|
Entrée |
mahatsiaro
(tsiaro)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony:
rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
|
| Mifoha amin'ny torimaso [1.13]
|
Explications en français | S'éveiller [1.13]
|
Morphologie |
Présent : |
mahatsiaro |
Passé : |
nahatsiaro |
Futur : |
hahatsiaro |
|
|