Teny iditra mahavelona (velona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy ilain'ny aina [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay nutritif [SLP 1986]
 qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe [Boiteau 1997]
Ohatra 
1Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 108]
2Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [Ramangamalefaka: Heloka]
3Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [Razafiarivony: Harivolana, takila 118]

Teny iditra Mahavelona (maha-, velona)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Tao Mahavelona ihany no renivohiny. [Randriamamonjy: Tantara, takila 257]
Fangi-bolantany -13.0833333, 49.0666667
-17.6833333, 49.5166667
-18.3166667, 44.9
-18.5166667, 47.25
-18.8166667, 48.1
-19.1666667, 46.5166667
-19.6, 48.2166667
-20.8166667, 48.0833333
-21.1333333, 46.8666667
-22.0333333, 47.6666667
-24.0333333, 47.4666667
Haianarantany maha, velona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31