Teny iditra mahavoa (voa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
¶ Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
¶ Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
¶ Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to strike; to hit the mark; to wound [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mahavoa
nahavoa
hahavoa
mahavoaza
Mpanahaka  mahavoafady
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/13