Entrée | mahay (hay) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif ou adjectif | ||||||||
Explications en malgache | Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora Afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | Able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing. To know, to be able [1.2] | ||||||||
Able, clever [1.7] | |||||||||
Explications en français | Savoir [1.3, 1.13] | ||||||||
Capable, compétent Connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3] | |||||||||
Savoir faire, être capable [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/06/18 |